jeudi 29 janvier 2009

LA VERITE

http://www.laverite.mg/










Jeudi, 29 Janvier 2009 00:00 Alphonse Maka

Des diplomates et représentants des organismes internationaux ont de nouveau réitéré leur appel au dialogue
aux belligérants pour mettre fin à la crise actuelle et éviter la violence. Ils n’ont pas manqué de faire savoir leur disponibilité à jouer le rôle d’arbitre. Toutefois, ces diplomates ont tenu à signaler que le dernier mot appartient aux Malgaches.
L’ambassadeur des Etats-Unis, d’Allemagne, d’Afrique du Sud, du Japon, de l’Inde, de l’Union européenne ainsi que le Représentant résident du Système des Nations unies et le Nonce apostolique se sont réunis, pour la seconde fois, hier à la résidence du doyen du corps diplomatique à Ivandry. Ils ont discuté et évalué la situation qui prévaut actuellement dans le pays. Au bout de quelques heures de réflexions et d’analyses, ces diplomates ont réitéré « l’importance du dialogue et la nécessité d’éviter la violence ».
« Trouver une solution à la crise actuelle n’a jamais été plus nécessaire pour Madagascar et son peuple. Nous regrettons la poursuite de la crise, l’absence de dialogue apparente, les lourdes pertes en vie humaine et les destructions de biens et d’infrastructures qui sapent et font régresser le développement et la prospérité du peuple malagasy. De ce fait, d’importants investissements, de nombreux emplois et des partenaires internationaux à Madagascar, existants et futurs, seront de plus en plus menacés si cette crise se poursuit », d’après le communiqué, lu par le Nonce apostolique, Monseigneur Kasuja.
Tristesse…
Parmi les diplomates qui ont participé à cette réunion, l’ambassadeur américain Niels Marquardt, n’a pas caché sa tristesse, car, « Madagascar figure sur la liste des pays en crise ». Raison pour laquelle, il a également lancé un appel au peuple malgache à réfléchir et se pencher sur l’intérêt supérieur de la Nation. Quoi qu’il en soit, ce diplomate a affirmé qu’il continue d’aider les Malgaches afin de trouver une solution à cette crise. « Nous comptons sur la sagesse des Malgaches », a-t-il indiqué.
Quant au Chargé d’Affaires auprès de l’Ambassade de France à Madagascar, Madame Brigitte Gérardin, elle a affirmé que son gouvernement va également apporter son soutien pour faire sortir la Grande Ile de la crise. Le Président Marc Ravalomanana ainsi que le maire d’Antananarivo Andry Rajoelina et Roland Ratsiraka ont tous eu des entretiens avec le ministre des Affaires étrangères français Bernard Kouchner, mardi dernier. Et ceci dans le cadre de la recherche d’une issue à la crise politique. Malgré ces efforts diplomatiques, la situation reste bloquée au détriment de l’économie et du peuple tout entier.

Commentaires (1)
Mba magataka ny filohampirenena izahay hamaky ity
1 Jeudi, 29 Janvier 2009 01:48
Robert
Le Président Marc Ravalomanana ainsi que le maire d’Antananarivo Andry Rajoelina et Roland Ratsiraka ont tous eu des entretiens avec le ministre des Affaires étrangères français Bernard Kouchner, mardi dernier. Et ceci dans le cadre de la recherche d’une issue à la crise politique.

-------------------------------------
Jeudi, 29 Janvier 2009 00:00 Willys Fanomezantsoa

Tafapaka any amin’ny faritra manerana ny Nosy ny fandrobana ataon’ny mpanararaotra. Tena ratsy ny fisehoan’izany tany Sambava satria niharan’ny fandrahonana sy vono ary fandrobana ny mpila ravinahitra any an-toerana.
Vokany, olona telo no maty ary vadina polisy telo natao takalon’aina.Nivadika ho ady an-trano ny tolona misy ao an-tampon-tanànan’i Sambava ao omaly. Araka ny vaovao tany an-toerana, dia vadina polisy telo no nataon’ny andian-jiolahy mpandroba takalon’aina. « Tamin’ny sivy ora maraina no nanomboka ny filaharana teo amin’ny Parcage taloha. Nikorontana saika handrava tranombarotra ireo andian’olona ireo, ka voatery nanao tifitra fampitandremana ny polisy. Olona no niantefan’ny taimbala ka niafara tamin’ny fahafatesany izany. Tezitra mafy tamin’izany ny ankilany ka vadina polisy telo no nalain’izy ireo an-keriny tao an-tranony », hoy ny fanazavan’ny mponina iray any an-toerana. Teo no nanomboka tsy nilamina ny vahoaka. Nasesin’ireo andian’olona norobaina ny tranon’ireo polisy ireo. Voalaza tamin’izany fa nitsoaka any ambanivohitra niaraka tamin’ny vady aman-janany ireto mpitandro filaminana ireto. Hatramin’ny fotoana nanoratanay dia mbola tsy hita popoka ny toerana misy ireo takalon’aina ireo. Raha ny fanampim-panazavana azo ihany dia ny polisy irery ihany no mpitandro filaminana niasa tamin’io fotoana io. Ny antoandro vao niditra an-tsehatra ny zandary sy ny miaramila ka nilamindamina kely ny tanàna. Ny talata teo no efa may ny tranombarotra « Tiko » tany an-toerana.Nivadika ho fankahalana Araka ny vaovao azo avy any an-toerana ihany, dia tena ratsy ny fizotry ny raharaha politika. Ny alin’ny talata teo dia nasesin’olon-tsy fantatra dorana ihany koa ny tranon’ny olona avy aty afovoan-tany. Mpivady iray no nokapain’ny mpandroba tamin’ny famaky rehefa avy nodorany ny tsenakeliny. Mbola manaraka fitsaboana any amin’ny hopitaly any an-toerana izy ireo ary tena ratsy ny fahasalamany. Miely koa ny fandrahonana maro isan-karazany atao amin’ireto Malagasy mitovy aminy ireto. Mivadika ho fankahalana sy fikendrena olon-tsotra ny ataon’ireo andian’olona mpandrava ireo. Nanomboka ny talata teo no efa nitrangan’izany tany an-toerana. Araka ny fantatra dia torak’izany koa ny zava-nitranga tany Antalaha izay namoizana ain’olona fito. Nahery vaika ity fitokonana 2009 ity, fa tao anatin’ny telo andro dia efa manodidina ny 70 eo ho eo ireo maty namoy ny ainy.
Willys Fanomezantsoa

Commentaires (1)
Iza no tomponandraikitra
1 Jeudi, 29 Janvier 2009 01:40
FALY
Mahagaga ny tenin'ny filoha omaly, ny frantsay indray no nolazainy ho mahalala ny tompon'andraikitra ireny korotana ireny, mazava ny taratasy nalefany fa fiarahamiasa amin'ny reconstruction sy ny fitadiavana vahaolana fa tsy fanamafisana ny korontana. Mazava izany fa matoa nosakanany ny mpitandro ny filaminana tsy hiasa dia satria avy any amin'ny ny fototra ary tomponandraikitra izy amin'izay zavanitranga, tsy tolona ireny ary tsy mpitolona ireny fa endrika TTS vaovao natao hanakorontana ny tolona. Olona nokaramaina ireny toy ny nanaovana ireo mpanohitra tetsy mahamasina fony Andriamatoa Pety mbola tsy nigadra, ary fantatra ny olona nanao ireny fa ny tao amin'ny fitondrana ihany. Farany, teny tsy misy fanajana na ny fanononanana anaran'olona "le rolland sy le dollin", mampalahelo raha filohampirenena no mamoaka voambolana ohatr'izany. Mialantsiny JIOLAHIMBOTO no mamoaka terme ohatr'izany.
------------------------------------------------

Aucun commentaire: