“Ié
rone, kay ka raha
mamy,
tintely, e rô ». Intely ny
anaran'io
viavy io. Tintely, e
rone,
na iza, hoy izy, fady, na iza
ino,
homana an 'itoy aby ».
Mampotika,
hoe, milelatra. « Tsy
ananam-pady
ity, hoy izy, tsy
anaham-pady,
hoy i abany
amin'ny
endriny io, sambia
milelafa,
sambia mangalofa ». Ny
avy
ny olo dia mangalotra dia
homana
anazy. « Ataovy tintely
ny
anarany, rone ». Zay
nahavoahan'ny
tintely ny tintele.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire